|
|
|
|

Entry1  tabiha sy rehareha
Elementary words  2  tabiha, rehareha
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [1.7] tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride
Explanations in French  5  [1.8] tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil
Examples  6  Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470]
7  ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. [2.996]

Updated on 2023/01/01