|
|
|
|

Entry1  olo-manga
Elementary words  2  olona, manga
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka [1.1]
Explanations in English  5  a famous or notable person [1.7]
Explanations in French  6  un chéri, un favori
7  réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est [1.3]
8  personnage marquant, renommé [1.8]
Examples  9  Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe! [2.528#]
10  Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena. [2.356#]
Proverbs  11  Proverbs containing the word olo-manga

Updated on 2023/05/15