Entry (1/3) | 1 fitohana |
Root | 2 tohana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina 5 Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika [1.1] |
Entry (2/3) | 6 fitohana |
Root | 7 tohana |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana [1.1] |
Entry (3/3) | 10 fitohana |
Root | 11 toha |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Fitadiavana (remby, zaha) [1.1] |
Anagrams | 14 fihotana, fitohana, fotahina |
Updated on 2023/01/20 |