|
|
|
|

Entry (1/3)1  tohatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy
4  Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1]
5  fandehanana vita ambaratonga [1.13]
Explanations in English  6  a ladder, a staircase [1.7]
Explanations in French  7  escalier [1.3.fr#709, 1.8, 1.13]
8  échelle [1.3.fr#709, 1.8]
Examples  9  Niakatra ny tohatra izy [2.529]
10  tohatra hazo an-trano no miakatra any [2.4]
Vocabulary  11  Economy: buildings, public works
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Passive verbs :
14  Names :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word tohatra
Illustrations 
20  21 

Entry (2/3)22  tohatra
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1]
Explanations in French  25  mamelles des vaches, des animaux [1.3]
Vocabulary  26  Zoology: (in general)
Derivatives 
27  Active verbs :
28  Relative verbs :
29  Names :

Entry (3/3)30  tohatra
Part of speech  31  participle
Explanations in Malagasy  32  Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1]
Explanations in French  33  qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3]
Morphology 
34  Present :
35  Imperative :
Derivatives 
36  Active verbs :
37  Passive verbs :

Anagrams  38  tahotra, tohatra

Updated on 2023/06/14