|
|
|
|

Entry1  mitohatra
Root  2  tohatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy)
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word mitohatra

Anagrams  10  hamotitra, hotaratim, mitohatra

Updated on 2023/01/20