Entry 1/2 |
manohatra
(ohatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
Mampitovy [1.78]
|
| Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [1.1]
|
Explanations in English | To measure, to compare. [1.2]
|
| To compare; to fit to try [1.7]
|
Explanations in French | Comparer, essayer un vêtement, etc [1.8]
|
Examples |
1 | Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy.
[2.285]
|
2 | Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy
[2.314]
|
|
Morphology |
Present : |
manohatra |
Past : |
nanohatra |
Future : |
hanohatra |
Imperative : |
manohara |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
manohatra
(tohatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [1.1]
|
|