|
|
|
|

Entry (1/2)1  manohatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] mampitovy
4  [1.1] Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy
Explanations in English  5  [1.2] to measure, to compare.
6  [1.7] to compare; to fit to try
Explanations in French  7  [1.8] comparer, essayer un vêtement, etc
Examples  8  [2.285#] Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy.
9  [2.314#] Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy
Root  10  ohatra
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word manohatra

Entry (2/2)18  manohatra
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  [1.1] Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza
Root  21  tohatra

Anagrams  22  amotrahan, hamatoran, hanoratam, horamatan, maharanto, mahatrona, manatroha, manohatra, mantahora, namahotra, namohatra, namotraha, natahoram, noharatam

Updated on 2025/01/21