|
|
|
|

Entry1  fihazana
Root  2  haza
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fisamborana, fanenjehana, firembena [1.1]
Explanations in French  5  L’action de pêcher, de chasser, l’instrument, la saison de la pêche ou de la chasse [1.3#228]
6  chasse [1.13]
Examples  7  koa dia midika tsotra hoe fihazana izany ny firembena. [2.643#]
8  Ary nony tamin' ny taona nanaraka dia natao didy ny fihazana azy hompian' ny vahoaka. [1.436#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word fihazana

Anagrams  10  fahaizan, fihazana, fizahana, ifahazan, nifahaza

Updated on 2023/01/09