Entry | 1 hazaina |
Root | 2 haza |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Samborina: Trandraka no nohazainay 5 Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo [1.1] |
Explanations in English |
6 to be hunted, to be chased [1.2] 7 to be hunted [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on chasse [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 ahaizan, haizana, hazaina, ihazana, izahana, nahaiza, zahanay |
Updated on 2023/01/20 |