Entry | 1 fihaza |
Root | 2 haza |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza |
Explanations in French |
5 [1.3#228] Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher |
Examples |
6 Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona; [2.996#] |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |