Entry (1/2) | 1 mihilana |
Root | 2 hilana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany 5 Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana [1.1] |
Examples |
6 mihilana ny masoandro. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mihilana |
Entry (2/2) | 12 mihilàna |
Root | 13 hilana |
Part of speech | 14 imperative of active verb mihilana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 aniliham, halaminy, hamilian, hamilina, hialinam, hilamina, ihilanam, lamahiny, mahaliñy, mailahin, manilahy, maniliha, mihalany, mihalina, mihilàna, mihilana, nailahim, niliaham |
Updated on 2023/01/20 |