Entry |
saroro
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1]
|
Explanations in French | Cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3]
|
Examples | Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany.
[2.69]
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
|