|
|
|
|

Entry1  fisaroroana
Root  2  saroro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy
5  Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana [1.1]

Updated on 2023/01/05