Entry (1/7) | 1 haka |
Root | 2 aka |
Part of speech | 3 morphological form of maka |
Examples |
4 Aoka aho haka rivotra kely. [2.528] |
Entry (2/7) | 5 haka |
Part of speech | 6 adjective |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fotsy botsiaka, maina |
Explanations in English |
8 [1.2] |
Explanations in French |
9 [1.3#207] clair, sec |
Derivatives |
|
Entry (3/7) | 12 haka |
Part of speech | 13 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Sakaiza: Tonga ilay haka Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word haka |
Entry (4/7) | 17 haka |
Part of speech | 18 adjective |
Explanations in English |
19 [1.2] [Provincial]
low, as applied to the sea |
Vocabulary |
20 Geography: (in general) |
Entry (5/7) | 21 haka |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 [1.78] [Taisaka, Betsileo]
kankana |
Vocabulary |
24 Zoology: invertebrates |
Entry (6/7) | 25 haka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [1.78] [Sihanaka]
rahoka |
Entry (7/7) | 28 haka |
Part of speech | 29 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
30 [1.78] [Betsileo]
odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) |
Anagrams | 31 |
Updated on 2025/01/21 |