|
|
|
|

Index

Proverbs : haka

Proverb 1Manao loa-barin-dRenimpela : ny haka sifotra no feno lovia, fa ny ho any Mantasoa mandeha manaraina. [2.558 #2006, 2.653 #1550]

Proverb 2Marary manetsa, ka mifidy na haka kitay na hantsaka rano. [2.558 #2135]
Marary manetsa : mifidy na hantsaka na haka kitay. [2.165 #2000, 2.415 #2808]
French translationCelui qui est malade au moment du repiquage: il faut qu' il choisisse s' il veut aller chercher de l' eau, ou aller chercher du combustible. Le travail est tellement pressant à ce moment-là, que personne ne doit rester à rien faire, pas même les malades. [2.165]
Malade à l'époque du repiquage du riz : il faut qu'il choisisse entre l' eau ou le combustible à aller chercher. [2.415 #2808]
French interpretationLe travail presse. [2.415 #2808]

Proverb 3Mitondra teny tsy azo, ka averimberin' ny olona mandrakariva haka fototra tsara. [2.415 #3409]
French translationCommissionnaire qui part trop vite : il porte des paroles qu' il ne comprend pas et on le renvoie sans cesse pour se mieux renseigner. [2.415 #3409]

Proverb 4Nahoana no haka rindra ka hitondra kofehy ? [2.415 #2095, 2.653 #2042]
French translationPourquoi se munir de liens lorsqu' on va chercher des écorces de joncs ? [2.415 #2095]
French interpretationC' est inutile puisque les joncs servent de liens. [2.415 #2095]

Proverb 5Raha haka ny an' ny olona mivelatra ohatra ny tafoben-trano, fa nony hanefa, mihorona toy ny tapenaka. [2.558]
Raha haka ny an' olona, mivelatra hoatry ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona hoatry ny tapekana. [2.415 #4447]
Raha haka ny an’ olona, mivelatra ohatra ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona ohatra ny tapenaka. [2.653]
Raha hangataka, mivelatra ohatra ny tafontrano; raha hangatahina, mihorona ohatra ny tapenaka. [1.1]
Malagasy interpretationEntiamilaza ny olona tia tena: rehefa hangataka aminao izy, miseho ho toy ny olona tsara, malala-tanana; rehefa hangatahanao zavatra kosa izy, tsy hahitanao mangirana. [1.1]
French translationQuand on emprunte, on s' ouvre comme la grande couverture du toit, et quand il s' agit de rembourser, on se rétrécit comme le pignon. [2.415 #4447]
French interpretationFacile pour emprunter, difficile pour rembourser. [2.415 #4447]

Proverb 6Tonga haka, ohatra ny jiro manao rehibe. [2.653, 2.558]

Proverb 7Voasary amoron-dalana : haka aho tsy tompony, hitoetra ihany maha-te-hihinana. [2.415 #5838, 2.653, 2.558]
Voasary amoron-dalana: haka aho, tsy tompony; tsy haka, maha-te hihinana. [2.165 #999]
French translationDes citrons au bord du chemin: pour en prendre, ils ne sont pas à moi; pourtant, j' ai grande envie d' en manger. [2.165]
Oranges ou citrons au bord du chemin : pour en prendre, on n' est pas le propriétaire ; pour les laisser, on les trouve bien appétissants. [2.415 #5838]

Index