Entry | 1 tafo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano) razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). |
Explanations in English |
4 [1.7] a roof |
Explanations in French |
5 [1.3] le toit, la couverture du toit 6 [1.8, 1.13, 1.5] toit 7 [1.13, 1.5] couverture 8 [1.5] toiture |
Examples |
9 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472] 10 Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356] 11 Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo. [2.59] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word tafo |
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/28 |