|
|
|
|

Entry1  mitafo
Root  2  tafo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy tafo: Hitanao ve ilay trano avara-dalana mbola tsy mitafo io? ~ Trano mitafo vifotsy
Explanations in English  5  [1.7] to be roofed
Explanations in French  6  [1.8] être couvert d'un toit
Examples  7  Tranoheva iray lehibe mitafo bozaka kosa, no eo atsimon-trano manaraka ny halavan' ny rindrina. [2.470]
8  Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21