Entry | 1 atafo |
Root | 2 tafo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra [1.1] |
Explanations in English |
5 used of that employed as a roof [1.2#598] |
Explanations in French |
6 Qui sert à faire le toit, à couvrir: Ny herana no atafon' ny ankabiazan’ny Malagasy ny tranony (C’est Avec des joncs que la plupart des Malgaches couvrent leurs maisons) [1.3#642] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 afato, afota, atafo, fatao, tafao, tafoa |
Updated on 2023/01/20 |