Entry | 1 tafontrano |
Root | 2 tafo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1] |
Examples |
5 Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470] |
Compound words |
|
Article |
7 Randzavola: tafontrano ao amin' ny Baiboly (=> trano) |
Updated on 2022/07/30 |