Entry (1/2) | 1 manefa |
Root | 2 efa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [mañefa] mamita [Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] 5 [mañefa] mamita, mamarana [Bara] [1.78] 6 mamita [Bezanozano] [1.78] 7 mandoa vola [Bara] [1.78] 8 [mañefa] mamita, manantanteraka, mandoa vola [Sihanaka] [1.78] 9 [mañefa] mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [Tanala] [1.78] 10 Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa 11 Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila 12 Manonitra: Nanefa ny helony izy 13 Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [1.1] |
Explanations in English |
14 to complete, to perform one's duty; to pay [1.7] |
Explanations in French |
15 Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées) 16 Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [1.3] 17 achever; faire son devoir; payer, une dette [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word manefa |
Entry (2/2) | 27 manefà |
Root | 28 efa |
Part of speech | 29 imperative of active verb manefa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1] |
Explanations in French |
31 [1.3] |
Anagrams | 32 anefam, manefa, manefà |
Updated on 2023/06/12 |