Entry | 1 mifidy |
Root | 2 fidy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako 5 Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho 6 Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay [1.1] |
Explanations in English |
7 to choose [1.2, 1.7] 8 to select, to prefer. [1.2] |
Explanations in French |
9 choisir; élire [1.8] |
Examples |
10 Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy [2.472] 11 nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo... [2.471] 12 hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy; [2.470] 13 Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy. [1.10#F.510] |
Morphology |
|
Analogs | 18 mifantina, mijobona, mitsongo, mitsaika, manasivana, manivana |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word mifidy |
Anagrams | 23 fidimy, midify, mifidy |
Updated on 2023/01/20 |