Entry |
mifantina
(fantina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [1.1]
|
Explanations in English | To select, to choose, to pick out, to cull. [1.2]
|
| To pick out, to select [1.7]
|
Explanations in French | Trier, choisir [1.3, 1.8]
|
| Sélectionner [1.8]
|
Examples |
1 | Nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre)
[1.3]
|
2 | Nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider)
[1.3]
|
3 | Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mifantina |
Past : |
nifantina |
Future : |
hifantina |
Imperative : |
mifantena |
|
Proverbs |
|