Entry | 1 mifantina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy |
Explanations in English |
4 [1.2] to select, to choose, to pick out, to cull. 5 [1.7] to pick out, to select |
Explanations in French |
6 [1.3#150, 1.8] trier, choisir 7 [1.8] sélectionner |
Examples |
8 [1.3#150] nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre) 9 [1.3#150] nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider) 10 [2.472] Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho |
Root | 11 fantina |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifantina |
Anagrams | 17 famintina, mafintina, mifantina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |