|
|
|
|

Entry1  mifidy maka ny njola
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fitenenana ilazana ny olona maimaika na tsy mandinika tsara ka mifidy ny tsy tsara
Elementary words  4  mifidy, maka, njola

Updated on 2024/12/07