Entry | 1 fidy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fanondroana, na fakana, izay tiana amin' ny zavatra roa na maro mifampitaha; fantina; tsonga; tsarika [1.10#F.510] 4 Fakana izay tiana. [1.1#293] |
Explanations in English |
5 choice, preference, permission to choose. Mostly used with suffix pronoun, fidiny. See fantina. [Mal. pilih.] [1.2] |
Explanations in French |
6 choix, préférence, élection [1.3#167] |
Derivatives |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fidy |
Anagrams | 13 dify, fidi, fidy |
Updated on 2021/12/06 |