|
|
|
|

Entry (1/2)1  fidina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to be chosen
5  [1.2] to be selected
Explanations in French  6  [1.8] qu'on choisit
Examples  7  [1.1] I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra
8  [1.38] Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha
Root  9  fidy
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  fidina
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy
Explanations in French  17  [1.3] manière de descendre
Root  18  idina
Morphology 
19  Simple :

Anagrams  20  adifin, difain, fadiny, fanidy, fidani, fidany, fidina, finday, nadifi, nadify, nifady

Updated on 2025/01/21