Entry | 1 fifidianana |
Root | 2 fidy |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Politique |
Explanations in Malagasy |
5 Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1] |
Explanations in English |
6 the act of choosing 7 an election [1.7] |
Explanations in French |
8 action de choisir 9 élection [1.3, 1.8] |
Examples |
10 Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472] 11 Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. [2.356] |
Titles |
|
Updated on 2023/06/12 |