Entry (1/2) | 1 mitondra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy? Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy |
Explanations in English |
4 [1.7] to carry; to take away |
Explanations in French |
5 [1.8] porter; enlever; conduire; gouverner |
Root | 6 tondra |
Morphology |
|
Analogs | 11 milonjo, mivongika, mivongaingy, mivongaingika, mivesatra, milonjehitra, manindao, manongaka, mivatsy, mivingitra, mamingivingy, mibata, mibeta, miloloha, manao an-tsangory, manao an-tsampy, manao an-tonery, miantsoroka, milanja, manasaboady, mibaby, mitrotro, mivimbina, mitsintsina, misakelika, misakobona, mikenakena, mitaona, mitraoka, manainga, manentana, mitatitra, mizaka, miaritra, mihafy |
Compound words |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word mitondra |
Entry (2/2) | 34 mitondrĂ |
Part of speech | 35 imperative of active verb mitondra [Full list] |
Explanations in Malagasy |
36 [1.1] |
Explanations in French |
37 [1.3] |
Root | 38 tondra |
Anagrams | 39 itondram, mandotry, mitandro, mitondrĂ , mitondra, tandrimo |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |