Entry |
manainga
(ainga)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise? Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [1.1]
|
Explanations in English | To lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [1.2]
|
Examples |
1 | Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy.
[1.369]
|
2 | Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy.
[2.606]
|
3 | laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy.
[2.298]
|
|
Morphology |
Present : |
manainga |
Past : |
nanainga |
Future : |
hanainga |
Imperative : |
manaingà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
manaingà
(ainga)
|
Part of speech | imperative of active verb manainga
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|