Entry (1/4) | 1 ainga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fibatana, fialana. |
Explanations in English |
4 [1.2] (root not much used) |
Explanations in French |
5 [1.3] action de soulever, de lever, d'aller charcher |
Derivatives |
|
Entry (2/4) | 10 ainga |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Tombon' isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka |
Examples |
13 Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka [1.1] 14 Hahavita asa soa tena ilaina ny Tetezamita raha manome ainga vao, na manavao mihitsy ny fifanakalozan-kevitra sosialy. [4.27] |
Synonyms | 15 inga |
Entry (3/4) | 16 ainga |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.13] hevitra mitombina iaingana |
Explanations in French |
19 [1.13, 1.5] principe |
Vocabulary |
20 Philosophy |
Morphology |
|
Synonyms | 22 tsangan-kevitra |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 24 ainga |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in Malagasy |
26 [1.78] [Bezanozano]
mandeha ainga haka rano: mantsaka andao aingatsika: andeha isika |
Synonyms | 27 handeha |
Anagrams | 28 |
Updated on 2025/01/21 |