Entry | 1 fiaingana |
Root | 2 ainga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisondrotana Fanombohana mandeha: Amin' ny 1 ora sy sasany ny fiaingan' ny aeroplanina mankany Toamasina |
Explanations in French |
5 [1.3#11] L’action de se lever, de partir 6 [1.13] départ |
Examples |
7 Tso-drano no angatahiko ao alohan' ny fiaingana. [2.928#] 8 Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472#] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |