|
|
|
|

Entry1  fanaingana
Root  2  ainga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io
Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa
Explanations in French  5  [1.3#11] L’action de soulever, de lever, d’aller chercher
Examples  6  Manongana fitombenana izay ampiarahina amin' ny fanaingana zipo indraindray. [1.519#]
7  ao ny fandaminan-javatra, ao ny fanaingana olona, ao ny fampianarana, ao ny fanehoan-kevitra fotsiny. [2.298#]

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21