|
|
|
|

Entry1  fiainga
Root  2  ainga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina
5  Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [1.1]
Explanations in French  6  La manière de se lever [1.3#11]
Examples  7  Antoandro fiainga ihany izy ireo. [2.470#]

Anagrams  8  fiainga, figaina

Updated on 2023/02/27