|
|
|
|

Entry1  fanainga
Root  2  ainga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fitaovana fibatana zavatra
Explanations in French  5  [1.3#10] Manière de soulever, de lever, qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher
6  [1.13] élévateur
Examples  7  toa voan' ny fanainga lavitra koa re, sanatria. [2.470#]
8  Fanainga iray hafa ho an' ny fampihavanana ny fanapariaham-pahefana, na dia mbola nofinofy ihany aza izy hatramin' izao. [4.27#]
Compound words 

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21