Entry | 1 aingaina |
Root | 2 ainga |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entanina: Irerỳ voalohany aingain' ny fony kokoa, iretsy faharoa tarihin' ny sainy kokoa (Antoine Rahajarizafy) Bataina: Aingao io vato io raha matanjaka ianao |
Explanations in English |
5 [1.2] to be lifted up, to be raised up. |
Explanations in French |
6 [1.3#11] Qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher: Tsy azoko aingaina io entana io (Je ne puis soulever ce paquet) |
Examples |
7 Raha hitsahatra amin' ny fihinanam-bary dia aingaina any ambony loha ny lovia vao mijanona; [1.437#] 8 An-kevitry ny tsy diso ny fanombatombanan-dRaboto, satria tsy zakan' ny sandriko anila aingaina ilay tavoahangy! [2.471#] |
Morphology |
|
Titles | 13 Aingaim-panahy vaovao (Rajohns Barthelemy) |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |