Entry | 1 mitatitra |
Root | 2 tatitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy |
Examples |
5 Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika. [2.470] 6 Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve? [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |