Entry (1/2) | 1 tondra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [1.1] |
Explanations in English |
9 root of miTONdra, itonDRAna [1.2] |
Explanations in French |
10 action de porter, de conduire [1.3, 1.5] 11 action de diriger [1.3] |
Examples |
12 Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory [2.59] 13 Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [2.59] |
Entry (2/2) | 14 tondra- |
Root | 15 tondraka |
Part of speech | 16 morphological form of tondraka |
Examples |
17 Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro [2.69#246] 18 dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [2.996] 19 Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470#6] |
Anagrams | 20 tandro-, tondra, tondra-, tandro-, tondra, tondra- |
Updated on 2023/08/16 |