Entry | 1 fifampitondrana |
Root | 2 tondra |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Ny fifampitondrana tao anatin'ny foko dia sahala amin' ny an'ny ray aman-dreny sy zanaka mitatra ihany [2.606#] 5 midinika momba ny Adidy (vodiondry, fifampitondrana amin' ny lafiny re-hetra) dia avy eo mangata-dalana hody sy mitsodrano ny handeha [2.245#] |
Updated on 2023/01/20 |