Entry | 1 fitondrana |
Root | 2 tondra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana |
Explanations in English |
5 [1.7] the act of carrying; government, leadership |
Explanations in French |
6 [1.8] action de porter; action de conduire; gouvernement |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fitondrana |
Anagrams | 15 fandrotany, fitondrana, ifandrotan, nandifotra, nandofitra, nifandrota, tafondrany |
Updated on 2023/06/05 |