Entry | 1 mpitondra |
Root | 2 tondra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] mpitondra fiasana: forongo mananty sy manery ny fiasana amin'ny milina famoasana |
Explanations in French |
5 [1.13] porteur |
Examples |
6 Manana fahefana ny mpitondra; [2.445#] 7 Ny vadintany no mpitondra azy. [1.437#] 8 lalahy no mila azy, satria mpitondra olona. [2.643#] |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mpitondra |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |