|
|
|
|

Index

Proverbs : mpitondra

Proverb 1Aza manao hoatry ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [2.415 #623]
Aza manao ohatra ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [2.653]
Aza manao ohatra ny tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no mamaha. [2.558 #549]
Tsitialainga mitondra vola ratsy, ka ny hanidy indray no voahidy. [2.558 #4462]
French translationNe faites pas comme le messager royal, porteur de la lance d' argent appelée : celle qui n' aime pas le mensonge. [2.415 #623]

Proverb 2Tsy satrin' ny mpiasa ny ho be herikerika, fa ny mpanatitsakafo no mivezivezy. [2.558 #4790]
Tsy satrin' ny mpiasa ny miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.415 #3422]
Tsy satrin’ ny mpiasa no miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.653 #3577]
French translationSi le travailleur des rizières se retourne, ce n' est pas qu' il le veuille, mais c' est que le porteur de vivres rôde çà et là. [2.415 #3422]
French interpretationSe disait des envoyés qui changent les termes de la commission : ce n' est pas la commission qui veut être changée mais c' est le commissionnaire qui la change. [2.415 #3422]

Index