Entry | 1 mivezivezy |
Root | 2 vezivezy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita 5 Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity [1.1] |
Explanations in English |
6 to wander, to ramble [1.7] |
Explanations in French |
7 errer par-ci par-là [1.8] |
Examples |
8 -- Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [2.470] 9 Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mivoivoy, miasa dia, mandehandeha, mivezika atsy mivezika aroa, maniasia, miriorio, misedisedy, mirenireny, mipempena, manjenjena, mihelohelo, mihenjy, misiontsiona, mijongojongo, mizionjiona, miselontselona, mitsakatsaka, mihebikebika, mihebiheby, mijaingijaingy, tsy mahatombin-tsiraka, firaka atakalo, misidiondiona |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mivezivezy |
Updated on 2023/01/20 |