Entry | 1 mijaingijaingy |
Root | 2 jaingijaingy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandehandeha irery; mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany |
Examples |
5 Indraindray alim-pody avy ao amin-dRasoa mianakavy izy ka indry mijaingijaingy samirery mamaky ny lalan-kely mankeny aminy. [2.470#] 6 Hafa manko izany teo aloha : raha avy manao fanadinana dia lasa mijaingijaingy irery mamonjy sakafo tany amin' ny "restaurant. [2.356#] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 mizaingizaingy |
Synonyms | 11 mijaingy |
Updated on 2024/12/12 |