|
|
|
|

Entry1  mijaingy
Root  2  jaingy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao
5  Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mijaingijaingy

Updated on 2023/01/20