Entry (1/2) | 1 jaingy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera 4 Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 jaingijaingy |
Entry (2/2) | 10 jaingy |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 échasses, marcher sur les mains. [Tankarana]
[1.19] |
Updated on 2020/07/31 |