|
|
|
|

Entry1  miriorio
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] mivezivezy
4  [1.78] [Bara] mirenireny
5  [1.78] [Tanosy] mirenireny, mivezivezy
6  [1.1] Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao
Root  7  riorio
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word miriorio

Updated on 2024/12/11