|
|
|
|

Entry1  mpiasa
Root  2  asa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana.
Explanations in English  5  [1.7] a worker, an employee
Explanations in French  6  [1.8] travailleur, employé
Other spellings  7  mpiasaantrano, mpiasatany, mpiasampanjakana
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpiasa

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21