Entry | 1 mpiasam-panjakana |
Root | 2 asa, zaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka |
Explanations in English |
5 [1.7] a government functionary |
Explanations in French |
6 [1.8] fonctionnaire |
Updated on 2020/07/31 |