Entry | 1 mpiasam-panjakana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka |
Explanations in English |
4 [1.7] a government functionary |
Explanations in French |
5 [1.8] fonctionnaire |
Root | 6 asa, zaka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |