Entry | 1 mivatsy |
Root | 2 vatsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana |
Explanations in English |
5 [1.7] to take along provisions for a journey |
Explanations in French |
6 [1.8] prendre des provisions pour un voyage |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mivatsy |
Updated on 2024/12/11 |